|
|
|
|

Teny iditra1 mitatao vovonana
Singan-teny  2mitatao, 3vovonana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny masoandro efa manandrify tsara ny vovonana ka misasaka tsara ny andro amin' io fotoana io (12 ora antoandro). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6when the sun is directly overhead at noon. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Lorsque le soleil est perpendiculaire sur le faîtage de la maison : à midi.. [2.415#6584]
8quand le soleil est droit au-dessus de la tête; midi. [1.8]
Ohatra  9 Dila ny mitataovovonana vao nirava ny fiangonana. [2.470#]
10 Tahaka ny mitondra fanala mirehitra amin' ny mitataovovonana izany. [1.436#]
11 Niato indray izahay roalahy hisakafo, fa efa hidify ny mitataovovonana. [2.5#]
Voambolana  12 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12